Iray amin’ny sampana 16 eo anivon’ny sekoly ambony politeknika Antananarivo, eny Vontovorona, ny Ingenierie minière, izay mamoaka injeniera mahafehy ny fitrandrahana, nanomboka ny taona 1976.
Miavaka ny injeniera nahavita fianarana teny amin’ny sekoly ambony politeknika satria afaka misehatra amin’ny lafin’asa maro aorian’ny fahazoana diplaoma. Tafiditra ao ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany...
This narrative presents a celebratory account of Madagascar's Mining Engineering program, emphasizing its longevity, versatility, and potential. The strongest version of this story highlights institutional resilience and the program's adaptability in producing engineers who contribute beyond mining, particularly in environmental and safety roles. However, the framing leans heavily on optimism about future growth without addressing systemic challenges—such as underdevelopment of mineral resources...
